Hevitra momba an'i Faniah

Hiverina amin'ny Faniah Hampiditra hevitra
SYD ( 01/07/2007 18:42)
ary eo amlé endrika refa mihira ndray ary ozy nareo?
Oceaneblue ( 22/02/2007 16:11)
Fa maninona kay no sarin'i Poopy no eo nefa Faniah no resahana?
Za koa aloha tia an'i Faniah e! Mahafinaritra ny feony!
3vds ( 22/01/2005 08:39)

salut , dé tratrin'ny taona daôly .
mba saika hanontany ré raha mba misy manana na mahay an'lé hiran'ny fania "mino .." fa tena tsara b in nefa mbola tsy hita ao @ liste ao mintsy a!lé hoe: "hino anao , hanompo anao
hatoky anao ,ho tia anao"

Tena babo tanteraka @ in'io hira io zà é.i Rolf no namorina azy raha tsy diso wà .Nirain'i Faniah t@ soirée "PAZZAPA 2"lé iz.. WOUWAOU.zany hoe: misy any @ SUPER MUSIQUE fa tena mampitaintaina b ny vidiny.

merci
3vds ( 22/01/2005 08:36)

salut , dé tratrin'ny taona daôly .
mba saika hanontany ré raha mba misy manana na mahay an'lé hiran'ny fania "mino .." fa tena tsara b in nefa mbola tsy hita ao @ liste ao mintsy a!lé hoe: "hino anao , hanompo anao
hatoky anao ,ho tia anao"

Tena babo tanteraka @ in'io hira io zà é.i Rolf no namorina azy raha tsy diso wà .Nirain'i Faniah t@ soirée "PAZZAPA 2"lé iz.. WOUWAOU.zany hoe: misy any @ SUPER MUSIQUE fa tena mampitaintaina b ny vidiny.

merci
jappssy ( 12/01/2005 04:58)
ny fitondra-tenany no mampi-choquer ahy, ny clip ndray dia hoe maninona raha mamorona @ style-ny sy feeling-ny fa tsy mangala-tahaka ny any ivelany? misy clip etranger dia toa iny mitsy manko e!
misoa ( 07/01/2005 17:02)
tsy hitako ny olana hitan'io akama iray io amin'iny clip mba lazao oe fa mahaliana ahy ny zavatra mampi-choquer anao
jappssy ( 22/12/2004 05:15)
ka ny toe-tsaina mihitsy ry 3vds no mila ovaina fa tsy hita intsony ny mahagasy ny gasy a, tsy misy originalité intsony na clip zany na film zany fa dia copie conforme tateraka e! raha ny fitondra-tena ndray dia teneniko anao fa masoko zao no nahita... jerena mody malefaka fiteny ohatran'ny zaza maontina nefa mandevi-tay antsalaka, tsy aleo tonga dia ohatran-dry mima? tonga dia sahy fa tsy rehefa ao imason'olona dia hzndry anie zany dia rehefa ary ambadika @ zay...nalaza tapoka tokoa angaha ka tsy mifidy hotely idirana ohatran'ireny...ireny e, sy tsy mifidy olona ohatran'ireny... ireny e
3vds ( 14/12/2004 10:07)
bonjour,
ny an' i JAPPSSY kosa trop b le critique é! tsy hoe malaza izy dia misatrasetra fihetsika , fa zay no atao hoe "ARTISTE" maninona rehefa clip sy film vaza dia tsy taitra isika na inona sary mipoitra eo na inona , fa rehefa gasy dia mandeha b ny resaka hoe tsy mety ny fitondrantena...... fa in mintsy ny problème -tsika gasy é ( eo @ resaka mentalité no tiako ambara ) maninona mahazka ny sary mamohafady rehetra avy any ivelny ; fa maninona no tsy mahazaka ny eto; tsy misy dikany anie ireny clip sy film eto @ntsika ireny par rapport @ ireny any andafy ireny é. Na vao mifanoroka fotsiny aza ny antsika dia efa resaka lava b mameno ny arabe. zay fa misaotra é. ovay ny toe- tsaina fa mbola ho lava ity fivoharana ity.:-)
jappssy ( 04/12/2004 05:43)
i faniah tokoa dia manampeo, saingy ohatran'ny mba mampalahelo fotsiny hoe f'angaha dia tsy maintsy mankatahaka ny clip any ivelany foana e! sady ny vao mainka mampalahelo sy mahasosotra ny mieritreritra azy dia hoe rehefa lasa malaza ve ianao dia manao fitondratena tsy mendrika? masoko zao manko no nahita ary na ny fomba fihirany sy ny fihetsiny ao @ ilay clip "zaho ihany" aza dia toy ireny olona...ireny , sa ve mahery ny influence n'ny celebrite sy ny avy any ivelany ka mahatonga an'i faniah hanao fihetsika sy fitondratena tsy mendrika? tokony asiana fieritreretana ihany mba hanasoa ny ho avy n'ny mozika malagasy.
3vds ( 01/12/2004 10:49)
i Faniah dia mpihira nivoaka tamin'ny "PAZZAPA I " ,izy dia anisan'ny olona manampeo, sady mahay mihira no mahay mozika , ary mahafinaritra be izy.Raha resaka feo aloha dé tena tokony ho fière isika gasy manana anazy.mankasitraka é!
Mino aho fa tena tsy matahotra mifampitaha @ americaines noires ireo izy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2154