Hevitra momba an'i Eric Tahina

Hiverina amin'ny Eric Tahina Hampiditra hevitra
SYD ( 01/07/2007 19:05)
marina ve lou we????...
marina50 ( 18/08/2005 06:49)
I Eric Tahiana,ankizy mpiara-milalao taminay fony taloha.
bandy sariaka lery ka!

tsaragasy ( 20/03/2005 20:42)
izy aloha tena tsara feo eh, tao @ alliance française no nahitako azy voalohany satria aho mantsy mihira ao fona hatramin'izay. Lasa lavitra izy zao tena tsara.
( 25/10/2001 22:10)
Eric Tahina RAZANAMAHOLY, teraka t@ 17 09 1977 tao Ankadifotsy. Sady mpanoratra izy no mpamorana ireo hira vetsoiny. Anisan'ireo mpihira efa sangany eto Madagasikara, ary miavaka raha eo @ feo izay mahavariana ny maro satria, mifanakaiky kokoa @ fomba fihiran'ireo andriambavy lanitra. Ny adiresiny Eric Tahina BP 3050
101 Antananarivo e-mail/ erictahina@simicro.mg
Tatiana (mpankafy)


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.504