EMIFI

Hampiditra sary Nampiditra santaanzo
25/07/2023 13:50
Hiran'i EMIFI 0 Jereo eto
Vangy : 196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Emit Mikalo Fiderana
Chorale an'ny Ecole de Management et d'Innovation Technologique eo anivon'ny Oniversite Fianarantsoa.
Maro ireo hira ahafantarana azy ireo ary tena nanamarika izany ilay hira Vavaka Manova Zavatra.
Mifampitaiza sy mifanabe ary miara miombona ireo tanora mpikambana ao ho fiderana sy fankalazana an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny talenta nomeny!
Ho ela velona ny EMIFI

Hevitra momba an'i EMIFI

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i EMIFI (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106