EASY

Hampiditra sary Nampiditra micka
17/06/2002 12:22
Hiran'i EASY 2 Jereo eto
Vangy : 1695
Mpankafy : 0 Ankafizo
GROUPE « EASY »

Mpanakanto malagasy ny groupe EASY , manandratra ny kanto malagasy @ alalan’ny hira . Manana ny loko mampiavaka azy anefa ny groupe EASY ;noho izy mametraka ny « pop rock » ,ho gadona .Tsy vitan’izay mihira ihany ny fitiavana,ny tontolo manodidina,ny hita maso sy ny tsy hita maso raha ny lohahevitry ny hira no resahina.

Efa notezaina tao anatin’ny mozika ny groupe EASY satria dia zanaka mpanakanto izy ireto,ny groupe FITIA(groupe evangelique) mikoriana ao anatiny tokoa ny MOZIKA, porofon’izany mafehy zava-maneno no mahay mihira ihany koa,tovolahy daholo ny EASY ary dia tanora avokoa eo @ roapolo taona eo hoeo ny salan’isa taonany.

Misy an’i DADDY,FABIEN…sy ny namany.Afaka miara-miasa @ artista hafa ny groupe EASY satria dia manana fitaovana manokana hanatanterahany ny famerenana(repetition),maharaka ny teknolojy vaovao

Maro ny hira efa vita anaty cd(kapila), mandeha @ radio,eo ihany koa ny clip hita@tele eto an-drenivohitra.Ny seho an-tsehatra efa nisy ,tao antsahamanitra /kianja malalaka itaosy/zay ‘zany matv sy ny maro hafa .

Ireto avy ny hira nahafantarana nyEASY:-TOJO anao-LASa-BETINA

Raha te hiserasera @GROUPE EASY : aiaval@caramail.com
Ny tel (261)331162111

Hevitra momba an'i EASY

micka (17/06/2002 16:22)

Hiran'i EASY (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106