Dr JB

Sary rehetra...
Nampiditra RCMDJ 20 andro lasa
Hiran'i Dr JB 1 Jereo eto
Vangy : 103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Dr JB (Biographie)-ANDRIANAMBININY Justin Bezara no agnarany feno,avy aminy agnarany hoe Justin Bezara no nahatonga n'y agnarany maha mpanakanto iz nataony JB.
-Tsy docteur mpitsabo @ hôpital iz n'a dia mitondra Agnaragna docteur fa nohony sanganasany izany hoe:feno hafatra sady fagnabeazagna ary magnasitragna n'y malahelo raha mitandregny hiranazy,avy aminy alalany hira no agnasitragnany n'y mpankafy,izany no nahatonga izy Docteur, sady nifamadiky n'y Jacket n'y JB s'y Docteur JD(lakorobe) mpanakanto koa io sady docteur mpitsabo raha teo,isany nahatonga izany koa io fifamadihany jacket tao @Studio Mars io
-Dr JB teraka tao Nosy be n'y taona 04 janvier 1956 ary tao no nanombohany nagnano la musique.
-Mpitendry amponga maro anaka nataony tamin'izany
- Tao aminy Vertigo Pascal iz n'y taona 1979 teto Antsohihy ary Tao am Le grand maître TIANJAMA kosa iz n'y taona 1981,Marihina fa efa chanteur iz Tao am TIANJAMA satria efa batteur tao i Ralay Robert tamin'izany
-1983-84 nandeha tagny Andapa iz tao aminy Batman musique ary tagny no tena nandaniany fotoagna lava,ary maro ireo hira efa naboakany fony iz tagny Andapa
- Nimpody tao a Nosy be iz n'y taona 1999 izay nis instrument vaovao Le Jaguar II(Trefy), marihigny fa 2 io instrument n'y Trefy mitondra Agnaragna Jaguar io:
_Jagur I izay noentiny Din Rotsaka
_Jagur II izay noentiny De JB.
-Raha nagnano alimpadihizagna tagny ampitan-dranomasigny(Marseille) iz n'y taona 2007 dia tagny no namparary iz ka nitariky iz taminy fahafatesagna izany n'y taona 07 octobre 2011.
Mananjanaka 04 mianadahy iz,araiky @zanany no nagnano musique @zao(Dr JB Junior)
Namela n'y soa s'y n'y kanto n'y mpanakanto Dr JB,
Avy ao Maromandia district Agnalalava(région Sofia). respect grand.Mandria ampiadanagna.
Hevitra momba an'i Dr JB
Mbola tsisy nametraka hevitra