Donat

Hampiditra sary Nampiditra ravo07
20/08/2004 08:22
Hiran'i Donat 1 Jereo eto
Vangy : 1630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Donat dia ankoatry ny maha mpihira azy dia anaran'ny tarika misy azy koa. Ny momba io tarika io dia mianadahy ry zareo no ao dia i Donat sy i Ilo. Tany amin'ny taona 2002 no niforona ny tarika ary hira 10 eo ho eo no efa ananadry zareo fa mbola vitsy no efa nivoaka ary vao 1 ny clip (nenina). Ny mampiavaka azy dia misy mélodie betsaka kokoa rahamihoatra ny mpihira rap rehetra.

Hevitra momba an'i Donat

(26/07/2003 20:39)
Mpihira gadona rap,adala

Hiran'i Donat (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0657