Djinah

Nampiditra minama
13/09/2010 17:00
Hiran'i Djinah 2 Jereo eto
Vangy : 1881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Manamisoa Frangine no tena anarany fa fantatra @ anarana hoe DJINAH izy eo amin'ny tontolon'ny zavakanto.Miangaly ny mozik'avy any antsimo izy ary somary mifangaro ny sasany noho izy tsy dia lehibe loatra tany antsimo fa tany à Tamatavy sy Tananarivo.Nanomboka t@ taona 2005- 2006 izy no nihira tao anatin'ny tarika Fidy de l'Anosy ary nandeha irery kosa nanomboka ny taona 2007.Efa nivoaka ny rakikira sy rakitsary voalohany ,izay mitondra ny anarana hoe "ameonareo lala gea ".Manantena ny hanome ny tsara hatran'izy ary misaotra mialoha ny pankafy.

Hevitra momba an'i Djinah

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Djinah (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109