Hevitra momba an'i DIMBY MIARA-MIRINDRA

Hiverina amin'ny DIMBY MIARA-MIRINDRA Hampiditra hevitra
poumiantra ( 28/02/2006 12:15)
Hikarakara ny faha 10 taonany ny Dimby miara6mirindra @ ity taona ity koa dia manasa anareo izahay fa afaka fotoana fohy dia hoezahina haparitaka iany ny pub fa eo andalam-panaovana ny fikarakarana izahay zao!!
jennylove ( 08/09/2005 11:52)
tena tsara daholo ny hiran'ny dimby miara mirindra fa hezaho haparitaka
poumiantra ( 24/03/2005 09:25)
Ny DMM dia niforona t@
28 jolay 1996 tao an-tranon'i
Dr ANDRIAMIADAMAHATRATRA Miharilaza

10 taona @ 2006 ny fikambanana.

Nentin'i Dr sy toutou Feno,izay zandrin'i Dr ihany.
Efa nahavita fitoriana ny filazantsara t@ faritra maromaro teto Madagasikara.
1998:mahajanga
2001:foulpoint
2003:ampefy
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774