Hevitra momba an'i Dillie

Hiverina amin'ny Dillie Hampiditra hevitra
moxtrivo ( 24/07/2015 10:27)
mlay ranga reo sipa reo ah!za ten fan hatrizay ka hatram'zao ary ho mandrakizay!yeah \m/
summer06 ( 14/12/2007 23:54)
Izao aho vao mba nahalala an'izy ireo (misaotra an'i RVG). I Annick izany efa nanagana ny groupe BISMAK, fa mba inona no ataon'ireo hafa ?
Fa tena milay be daholo ny hirany, ny style, ny feo, ny mozika !
Mampahery rehetra !
fihiaka ( 01/11/2006 16:01)
sipan'i jj goldman reo e!ha!ha!ha
rravo ( 29/11/2004 06:43)

Efatra izy ireo t@ voalohany:
Annick:vocale et guitare
Sandy:batterie
Hely:Guitare
Jenny:Basse
Efatra manja, efatra tia pop rock.
Any Paris izy ireo izao? i Jenny moa nanambady ka nijanona eto Madagascar ihany. Noho izany dia i Andry no nisolo azy.
Tokana ry zareo na amin'ny lafiny inona na amina'ny lafiny inona? izaho aloha dia mpankafy azy ireo hatramin'ny nahalalako azy.
Raha misy zavatra omenao na koa anontanianao dia ity ny adresse-ko:
ravo@tonga-soa.zzn.com
rajohns ( 23/10/2003 22:39)
manao ahoana daholo ,
mampilaza fotsiny aho fa manao fampisehoana ao Toulouse ry zareo ny asabotsy 25/102003 @ 22h30 miaraka @ maison de Madagasar Toulouse,izay ataoao @ salle de fete BALMA sortie 16 raha toa ka maka rocade ianao.Io no fampisehona voalohany atony aty @ provice koa dia tongava manohana sy mankahery azy fa mendrika ny hoderaina ireo tovovavy ireo
( 06/11/2001 19:11)
Ce groupe de rock a vu le jour en 1990, à Mahamasina, un quartier historique de la capitale malgache. L’originalité du groupe repose sur le fait que ses membres sont exclusivement des filles qui chantent, écrivent les textes de leurs morceaux, les composent et les arrangent.

Après avoir joué leur rock sur les plus prestigieuses scènes de Madagascar, elles souhaitent se faire connaître et apprécier du public français comme elles le sont déjà du public malgache. En effet les membres de Dillie ont élu Paris comme lieu de leur domicile et se produisent dans différents clubs (Gibus, Utopia, 3 Mailletz...)

Elles interprètent leurs compositions en malgache, en français, en anglais, ainsi que des reprises rock des beatles, Rolling Stones, 4 non blondes, Cranberries...

La formation se compose aujourd’hui de :

Annick : Chant, Guitare.

Hely : Guitare soliste, Choriste.

Sandy : Batterie, Choriste.


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.204