Hevitra momba an'i DIDY Alfa

Hiverina amin'ny DIDY Alfa Hampiditra hevitra
martina ( 14/01/2009 13:27)
salut didy alfa
ary nareo ve tsy mamaky mail mihitsy e, sady toa miovaova be nihany ireo mpikambana amin'ny tarika e fa inona ny olana sa ???? eny fa tohizo fa tsara ny hiranareo saingy mba avereno i R sy ... fa tena nahavita be tao amin'ny tarika ange ireny e indrindra fa amin'izao faha 10 taona izao mino izahay fa mba mandray sos-kevitry ny mpankafy hatramin'izay ianareo ra didy alfa an!
martina ( 16/10/2008 16:18)
fa maninona kay didy alfa no tsy mba manokatra mail mihitsy e! tsara aloha ny hiranareo fa tohizo saingy malahelo izahay fa ilay niara nanorina ny tarika taminareo ny taona 1999 ou 2000 toa tsy ao intsony sady ny clip misy ny hirany rehetra dia novainareo avokoa, na io audio an!tena malahelo be tsisy toy izany mihitsy izahay mpankafy ny tarika. aza mba ovaina moa le hira efa misy ny ekipa taloha fa archive ange ireny e! sady ireny no nahafantaran'ny olona ny tarika hatramin'izay. tena manam-peo tokoa,no tsara tarehy e eh eh mbola tsy miova ve aloha ny adresse mail nareo sao zahay no reraka. zany re didy alfa a! aza ovaina mihitsy hoa le taloha e manamarika ny fisinareo anie ireny e. izay aloha fa amin'ny manaraka indray e! ny mpakafy ny tarika na de tsy eo intsony aza ilay taloha e,saika hadino mba asio sary vaovao de mba asio kely ny srin'ireo taloha ihany koa
zoely ( 14/05/2006 09:01)
ahoana letsy izany niseho tany abira izany ra - Fredy a!! tena manimba image anie izany e!!
rivosolo ( 11/11/2005 13:48)
dia mahafinaritra reheva mitombo ny fakalazana an'andriamanitra anaka,satria efa maro tokoa ire loza maro sam,y hafa haterakin'ny hatanorana.
Dia mirary soa ho anao aho.Mpankafy avy aty bira
zoely ( 29/09/2005 19:33)
mahagaga, fa tsy mamaly email mihitsy ny tarika, na dia miezaka ny mifandray aminy aza, ny mpankafy azy ety ivelany .
rinafrance ( 12/08/2004 15:31)
Hafatr' i Jocelyn izay efa nialoha lalana :
"Mirary ny tarika Didy Alfa haharitra h@ farany" .
Raha te hihaona @ tarika, dia any Antsirabe no tena haingana indrindra .
rinafrance ( 12/08/2004 15:17)
Tany Dago aho t@ volana Mai 2004 teo, ary nahita sy nandre ny tena fahakantoan' ny hiran' i Didy Alfa . Mpankafy aho sy manaja ny tarika .
Ny hafatro, dia ny hamporisika ny rehetra handray anjara @ fividianana ny Album izay mivoaka fa tena tsy ho diso fanantenana ianao .
Ho santionany!! Mihainoa Radio isa- maraina rehefa any Antsirabe .
sambilo ( 28/05/2004 10:15)
Raha "Raiko ô!" ny Album N° 01 Ny tarika Didy Alfa. Dia "Satry Foana" Indray no Album N°02.
Izay efa nivoaka tamin'ny 23 Mai 2004 teo.
misy hira 12 izy. Ka ahitana K7, CD, ary VCD
princesse ( 16/04/2004 05:17)
ho hitatsika tsy hoela ny raki-kira laharana faha 2 an'i Didy Alfa! K7/CD/VCD.
Miisa eo amin'ny 40 eo ho eo ny hiran'i Didy Alfa izay efa mandeha amin'ny haino aman-jery avokoa izy ireo. Raha manana sosokevitra na te hifandray amin'ny tarika dia miantso ny 0331142351.

( 20/03/2003 01:45)
I DIDY Alfa taloha, dia nanao hira variété tsotra, fa izao kosa izy, dia niova tarika mpidera an' Andriamanitra, sy mpitory ny filazantsara amin' ny alalan' ny Hira .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2873