Da Gasy

Nampiditra badman
19/01/2005 18:09
Hiran'i Da Gasy 2 Jereo eto
Vangy : 1669
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny mpihira Da gasy anisan ireo gasy aty etas unis ka nifanerasera tao izy ireo de lasa nahavita groupe na rapy mihitsy ny farany. Somary tanora avokoa ny ao anatin ity groupe ity kanefa izany tsy manafaka azy ireo tsy hivazo ny hirany. Mbola tsy nivoaka aloha hatramin izao ny rakikirany fa mino izahay fa hivoaka tsy ho ela. misy bandy dimy ao anatiny fa mbola manantena ry zareo fa mbola hiampy ny ekipany. tsaratsara kokoa hoy ry zareo raha miampy joba kely. izy ireo moa mihira mba hampiakatra sy hanome voninahitra ny rap gasy fa tsy sanatria akory hanaratsy na hanambany azy. ry zareo de mirapy amin ny teny gasy ihany nefa mety misy teny anglisy kely ihany amin izany. de manantenana anao izany izahay ankafy ny vazonay eh!!!!!!!!!!!

Hevitra momba an'i Da Gasy

badman (19/01/2005 23:09)

Hiran'i Da Gasy (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.55