Hevitra momba an'i Clo Mahajanga

Hiverina amin'ny Clo Mahajanga Hampiditra hevitra
Bditra ( 23/07/2007 15:05)
Mba tsy hanadinoana an'i Clo Mahajanga na dia maty aza izy dia ireo misy tonokira maromaro nampidiriko ato mba zaraina amin'ireo zay mety ho mpankafy azy.
Bditra ( 23/07/2007 12:18)
Dia malahelo tokoa amin'izao nahafaty an'i Clo Mahajanga izao. Zaho tena anisan'ireo mpankafy.
rogarmine ( 14/09/2006 10:39)
Manao ahoana daholo, Salama iaby e! Mbôla tsara! Akory le!
Moa misy manana ny tononkira I ABAN'I ROKIA ve ianareo? Mba mangataka e!
Veloma daholo.
rogarmine ( 14/09/2006 10:39)
Manao ahoana daholo, Salama iaby e! Mbôla tsara! Akory le!
Moa misy manana ny tononkira I ABAN'I ROKIA ve ianareo? Mba mangataka e!
Veloma daholo.
rogarmine ( 23/07/2006 20:59)
Mahafinaritra no mahamanina ny tanàna no mahita ny hiran'i Clos mahajanga, gasy ka manja.PS:moa misy manana ny tonkira hoe:"i aban'i Rokia" ve hianareo? misaotra mialoha. Tena tsara ny mahita tononkira toy izao fa, ataoko ho tsaratsara kokoa angaha raha toa ka sady afaka mamaky no mihira ny tena, ohatran'ny hoe "karaoke" izany e! Merci Clo
fahed ( 19/01/2005 20:11)
clo mahajanga io alo tena anisany mpi hira anakira malaza , ary tena mahay mihira sy mankafy ilay hira ko izy , sady hirany an tena mahafaly olona daholy zay fa tohizo hiany ilay hira fa mahafinaritra be ilay izy ry clo mahajanga
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995