Hevitra momba an'i CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA

Hiverina amin'ny CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA Hampiditra hevitra
barykely ( 17/07/2006 09:38)
tafavoaka soa aman-tsara ny raki-kira! afaka miantso ny tel 033 11 495 57 ianao raha maniry ny hividy io raki-kira io!
barykely ( 07/07/2006 05:45)
Efa hivoaka ny raki-kira voalohany misy ireo hira telo ireo! amin'ny alahady 09 jolay izao manomboka amin'ny 02 ora sy sasany ao am-piangonana!
ho avy hanotrona ao i HEry, Nanah ary Stan Pazzapa 3!
tongava daholo e!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901