Hevitra momba an'i Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM)

Hiverina amin'ny Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM) Hampiditra hevitra
itokiana ( 02/04/2009 13:36)
Bjr ,

Ny chorale serafima A/bao toby dia manolotra concert iarahana @ HOSANA @ 05 AVRIL IZAO ENY FLM AMBOHIBAO TOBY
KOA DIA MANASA ANAREO
TSY MISY VIDI-PIDIRANA-RAKITRA NO HO TATAZANA-@ 3 ORA HARIVA
MISAOTRA
DIA TONGAVAMARO
herizo55 ( 16/12/2008 11:13)
mahafaly anay aloha ilay fanohananareo é!sady mandrisika anay anao zavatra tsara hatrany le izy de misaitra betsaka anle mpanohana é!efa misy hira bediabe any fa aza mataotra!amin'ny21 desambra izahay manao tongava mba manotona anay e!
ravohaingotiana ( 05/06/2008 09:32)
nahita ity pejy ity no nahasarika ahy hiditra tato amin'ny serasera. Mahafinaritra ahy mantsy ity choral ity. Na ny tono-kirany na ny feon-kirany. Indrindra fa ilay hira 'lay andro fanavotana. Raha nahita ny raki-tsarin'io tain'ny fahita lavitra dia tsy ambakain'ny choral hafa ity choral serafima ity ka. Tsar le izy ary mankahery ny serafima rehetra sy ny mpakafy rehetra azy ihany koa!
satanarindra ( 13/03/2008 07:34)
marina mihitsy ny teninao ry maevanantenaina fa na tena mbola tsy dia malaza loatra aza io choral io par rapport @ choral hafa dia mahafinaritra na ny membre ao mainy sady betsaka sipa manja! fa tsy izany ny important fa tsara be ny tonon-kiran-dry zareo! kony e!
maevanantenaina ( 29/02/2008 16:06)
mahafinaritra ahy ireo choral ao ambohibao toby ireo ka izay no nahatonga ahy hametraka tononkirany ato! ny tononkirany indrindra fa ny feon-kirany dia mahafinaritra daholo!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2634