Hevitra momba an'i BOOZY GAT'S

Hiverina amin'ny BOOZY GAT'S Hampiditra hevitra
( 15/03/2003 18:59)
Aza gaga ianao raha toa ka tsy mbola naheno ny hiran-dry zalahy ireto @ onjam-peo na mandeha @ fahita lavitra satria raha toa ka alefa any mantsy dia inoana marimarina fa ho "censuré" ry zalahy ka ho interdit d'antenne. Kanefa ny arrangement, instrumentale, etc.... ndry zalahy ireto dia ikoizana ary tena tsara tokoa : ny ao anatin'ny tarika ? Kofa mpiangaly haintso haintso malaza iray izay ary Razoky mpivohy ny mavesatra efa malaza no leader....
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2538