Commentaires sur Big Jim Dah

Revenir à Big Jim Dah Ajouter un commentaire
sandimeva ( 11/02/2006 08:31)
anga tsy misy hirany ao @ tononkira serasera
vazivazah ( 11/01/2006 08:34)
Efa faheno ny style Bigjimda mianatra an i Snoop Dogg!! Ankafiziko aloha fa zany hoe tokony mba hitady style leiry fa tsy mandika e!
amboa ( 16/01/2004 06:13)
Big jimda mpihira gadona RAP avy ao Mahajanga,RAP am fiteny avy any am sisiny no ataony(rap zanatany).Tam taona 1995 izy fa nisoma rap, zavatra tsy mbola fahare no entiny sady efa manana ny toerany izy am zao fotoana,efa nandray anjara tam hetsika maro izy toy ny TOP Réseau,HH for Life,ARA-B,Mozika Vaovao tao am CCAC.....
tsisy zay tsy mahalala izy rah ny mpiondana no anontaniana.efa mande am onja-peo maro ny hirany toy ny "ko misy mony tsy misy menimeny".DoggyStyle ny style na RAP ataony;hafa mihintsy! zany oe reny G-funk Westcoast reny........ao am LABEL TOXIK ny Clan misy azy(fiaraha miasa am dry BAD SYNKRO;M'STA).ADPG(Amboa Dee Pound Gang) ny anaran'groupiny miaraka am ry ICE-TO sy 2Ri.....tsy any AMBOHIPO intsony izy no mipetraka....
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962