Hevitra momba an'i Bapasy

Hiverina amin'ny Bapasy Hampiditra hevitra
dafytahiana ( 11/10/2014 15:33)
RAIMP sy RAYVES ary MBOS no mpihira amin'izao fa i RICHARD asa nankaiza ?
dupouyfab ( 07/01/2006 16:52)
mboss kosa lo reveko eny fa na dia nametrapetrka an'i...!eny ataovy lasa ireny fa izaho tsy haninona
( 21/06/2003 00:39)
Telo lahy ry zareo no mpihira; RAIMP.RICHARD.MBOS.samy avy ao Antsirabe daholo;mpampandihy RAIMP taloha ary MBOS kosa dia mbola ao anatiny tanteraka
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2239