Hevitra momba an'i BALITA MARVIN

Hiverina amin'ny BALITA MARVIN Hampiditra hevitra
andriatovo ( 30/06/2017 09:41)
henjana be i balita eh! samy manana ny karazany ny taranja mozika, ao ny rock, reggae, jazz, kilalaky sns sns...i Balita dia nisafidy ny RnB ary ny feony dia mety tsara ho mpihira RnB, tsy maka tahaka amerikan zany izy. io no genre music mety be aminy dia notohizany. zaho ary tena mirary soa hoa lah ry Balita hoe manaova album teny anglisy fa tena lasa lavitra io ialahy . ny favoris be amiko amin' i Balita dia ilay hira live ..anjely izy fa mainty.....!!!! bravo...bravo
gasy72 ( 28/02/2008 20:24)
ry balita reny ange efa niaraka tamin'i ricky efa hatry ny ela raha ny fahafantarako azy e!

Manana feo lery fa tsy mbola zakan'ny gasy ireny .
Izaho aloha tia ny fihirany e
dezaka ( 09/08/2006 14:56)
mahafinaritra e aza afangaro ny halatahaka sy ny trave ataony olona e raha tia mozika sy mahafantatra nefa tsy omena tsiny koa izay mijery ivelany tsy nisy soratra mipetraka hoe ho an'i amerikana ny fomba fitafy sa izay anaovantsika dia misy soratar mipetraka ho antsika mety ho sarotra alaina ny fiteny nefa dinika sy fakafaka no aha zaona mahazava ny hevitra tsirairay mankasitraka
nialy ( 13/11/2004 17:54)
Azo atao ihany hoe milay fa araka ny teniny Bryan hoe diso mangala -tahaka americanina loatra izy dia le style koa tsy d milay loatra
bryan ( 23/07/2004 10:11)
mahafinaritra ahy ny feony sy ny fombadfombany, saingy sao dia diso mangalatahaka ny amerikana loatra araka ny fihevitro, , tsikera mampamndroso no ataoko an, mba omeo ny mail-ny aho izay manana fa mahafinaritra ahy izy, rahoviana izy no ho aty frantsa?
( 19/01/2003 01:21)
Mpanakanto mandalina ary anisan'ny nanao ny mozika
R&b miaro RAP voaloany teto madagasikara t@ taona 1991
tany hoany ny zavatra mampalahelo anefa dia tsy zakantsika malagasy ilay reviny taminizany fotoana izany ka be no nialona ity mpanakanto ity
taty aoriana nefa dia be ireo mpangalatahaka nefa tsy tena mozika black bo ataony fa mifangaro na dia ny toe-batana aza dia toa saritsary fa tsy tena black toa iBalita
zay dia manontany tena oe aiza ianao balita a!
tsy lasa lavitra ireo mpangalatahaka
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2063