Atimy

Hampiditra sary Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
15/09/2003 20:12
Hiran'i Atimy 1 Jereo eto
Vangy : 1385
Mpankafy : 0 Ankafizo
ATIMY NA Akany Tiana Miray
tarika niforona tany amin'ny Taona 70 tany ho any tao Imerimandroso Alaotra
Ireo Mpianatra mpanao vakansy tany an'-toerana no namorona azy isan'izany Fidel, Son, Solofo, Nicole, Nel, Norbert, Ranoe, Richard, Kekely,Hary, Gerard (Coco) ...
Maro no tsy voatanisa anarana koa iangaviana antsika izay mahalala ny Tarika mba hameno izay tsy ao indrindra ireo mpikambana tamin'izany.
Isan'ny hiran'ny tarika nalaza tamin'izany ny hoe : mihinana baraoa, serenady, Ravorona iry,...
Amin'izao fotoana izao ny mpikambana dia efa somary niparitaka nohon'ny fitadiavana samy hafa, nefa fa na izany aza dia inoana fa ny tsirairay dia mbola mahatsiaro ny lasa fahiny.

Hevitra momba an'i Atimy

(16/09/2003 00:12)

Hiran'i Atimy (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4903