Asco Music
4
Nampiditra : tOSOLA
Tamin'ny : 05/01/2005 05:14:52
Mombamomba :
Asco Music te hilaza aminao aho hoe izahay iray manontolo dia fan'anao.Marine!!!hatram'iny papanaydia mihaino ny hiranao.
Hevitra mandeha
shusmith (13/05/2013 07:03:48)
soa avao lahy ty hiranareo jiaby!! mankasitraka asco music a!
tOSOLA (05/01/2005 10:14:52)
Asco Music te hilaza aminao aho hoe izahay iray manontolo dia fan'anao.Marine!!!hatram'iny papanaydia mihaino ny hiranao.
Rouv.koff (21/02/2003 16:29:43)
Asco Music dia mpihira avy @faritra atsimo any "Toliara"ary milay ny vazony.