ASAFIA

Nampiditra ASAFIA
12/05/2012 08:40
Hiran'i ASAFIA 0 Jereo eto
Vangy : 4340
Mpankafy : 0 Ankafizo
FJKM AMBODIHADY VAOVAO SAMPANA VFL RANTSANA MPIHIRA
Misy eo @ 70 ny mpikambana ao @ ASAFIA mitory ny tenin'Andriamanitra @ alaln'ny hiram-pivavahana

Hevitra momba an'i ASAFIA

zokieva (09/09/2015 11:48)
I_Aoreno ny finoako

1_Ry Andriamanitra Tsitoha
Misaotra Anao nampifoha
Ny fanahiko Ianao
Ny fiainako efa lao
Novelominao finoana
K'indro feno haravoana

Fiverenana:

Ny angatahiko ry Tompo
Aoreno ny finoako
Tsy hirona , tsy ho rava
Hijoro lalandava


2_Eny inoako ry Mpamonjy
Fa ny avotra sy vonjy
Efa vitanao ho ahy
Manavao ny fanahy
Manavao ny ahiahy
Ka mahatretrika ahy

3_Hamafisiko ry Tompo
Ny fahavononako hanompo
Anao ivon'ny finoako
Teninao hijoroako
Amin'ny asa izay atao
Araka izay baikonao

Hiran'i ASAFIA (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012