You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

ARO SAFIDY IPM

2871

Nampiditra : safidy.english
Tamin'ny : 19/04/2021 18:04:35

Mombamomba :
Solofonitsiry Aro Safidy no tena anarany.
Teraka t@ 15 fevrier 2002 tany Antsirabe II.
Mpanoratra Malagasy mivoy ny Asa Soratra Tononkalo manana ngadona vahiny...Mpanao kanto miloko alahelo.
Ny dikan'ilay solon'anarana hoe IPM dia midika hoe "Ilay Poeta Manirery".
Ato no pejy ahitana ny sasany @ Tononkalony raha any @ pejy facebook kosa ny maro anisa aminy.
...

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha