Antsan'ny Finoana

Hampiditra sary Nampiditra mamyboo
1 andro lasa
Hiran'i Antsan'ny Finoana 0 Jereo eto
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Ny Antsan'ny Finoana dia Antoko Mpihira mitory ny filazantsaran'i Jesoa Kristy amin'ny alalan'ny hira.
Rantsana iray mandrafitra ny Sampana Tanora Kristiana ao amin'ny FJKM Manarintsoa Finoana.
Niforona tamin'ny 23 Aprily 1972 tao amin'ny FJKM Manarintsoa Finoana.

Hevitra momba an'i Antsan'ny Finoana

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Antsan'ny Finoana (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109