Antsahabingo

Hampiditra sary Nampiditra moustapha_marson@caramail.com
21/01/2003 15:37
Hiran'i Antsahabingo 0 Jereo eto
Vangy : 1387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mpihira avy any Mahajanga izy io ary mpikira ny vakoka DEBA izay typique avy any amin'iny faritra andrefana iny.
Efa tany amin'ny taona 1992 izy ireo no nihira ary anisan' ny sanganasany ny:
AVOTRA NAMANA JANGA, MANINO NODOROANA NY ROVA , FANOMPOANA NO TENA NAMPALAZA AZY IREO. Svp anontanio ny RTA Mga na M3
TV manana ny hirany sy ny CLIP

Hevitra momba an'i Antsahabingo

moustapha_marson@caramail.com (21/01/2003 20:37)
Mpihira avy any Mahajanga izy io ary mpikira ny vakoka DEBA izay typique avy any amin'iny faritra andrefana iny.
Efa tany amin'ny taona 1992 izy ireo no nihira ary anisan' ny sanganasany ny:
AVOTRA NAMANA JANGA, MANINO NODOROANA NY ROVA , FANOMPOANA NO TENA NAMPALAZA AZY IREO. Svp anontanio ny RTA Mga na M3
TV manana ny hirany sy ny CLIP

Hiran'i Antsahabingo (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734