Hevitra momba an'i ankalazao ny tompo

Hiverina amin'ny ankalazao ny tompo Hampiditra hevitra
dada501 ( 29/11/2007 13:55)
Misaotra betsaka anareo amin'ny fanolorana hira Ankalazao ny Tompo.
Mba azonareo ampidirina eto ve ny tena feon'ilay hira fihobiana mandritra ny vanimpotoana "Fiavian'ny Tompo" mitondra ny lohateny hoe "Miomàna isika". Tsy mazava aminay ny tena feon'izy io ka miangavy ny Ankalazao ny Tompo izahay hanome fanitsiana. Misaotra Tompoko!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5381