Hevitra momba an'i ANDRY

Hiverina amin'ny ANDRY Hampiditra hevitra
douhdouh ( 26/04/2005 07:30)
Fa i ANDRY iza ity mpihira ity e!
sao dia i ANDRY ilay mpihira nivoaka avy tao amin'ny TARIKA NDRIANA RAMAMONJY ?
raha izy manko dia tsy hoe tsy hita trace izany izy fa tena any tokoa , ary ny hirany malaza amin'izao fotoana izao
ohatra ilay hoe " na dia tsy mamonotsina aza ny aviavy "
santionany ihany izay tena tsy voahomako ny tonokira fa amin'ny manaraka zaraiko
YVON ( 17/12/2002 21:08)
Mpihira tsy hita trace mihitsy ry lerony, fa reveko be ny vazony. Avy any ambatolampy izy. Angataho any amin'ny RDB ny hirany (Tena tsy tonga; anabo antsika jiaby).
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1935