You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Andry RL

2865

Nampiditra : Lantoandryeric
Tamin'ny : 01/04/2021 13:09:42

Mombamomba :
Andry no fiantso ahy, izay mpihira vao aingana sady efa nandalina ny momban'ny literatiora na dia mbola tanora ary satria tena tiako ny maha malagasy ny gasy

*Ny tena anarako feno dia RAZAFIMANANTSOA Lantoson Andry Eric
*Teraka ny 20 may 2004 tao Ambodivary kaominina Soavina (tana)
*Mipetraka ety Ambohipo Tanana
*Izaho tompoko mbola tsy miasa fa mbola mianatra
*Diplaoma ananako dia _CEPE, _BEPC, _INFO BURAUTIQUE, ...
*Ny asan'ny raiko dia Pasteur ny Fiangonana Pentekotista Mitambatra eto Tmbohipo Tanana

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha