Hevitra momba an'i Andrianary Ratianarivo

Hiverina amin'ny Andrianary Ratianarivo Hampiditra hevitra
narihe ( 04/12/2015 19:25)
Tamin'ny taona 1929 no nitsanganan'ny Tropy Jeannette, notarihan'i Andrianary Ratinarivo, anisan'ny Tropy malagasy voalohany tao Madagasikara, ary mbola misy hatramin'izao...
soalaina ( 29/03/2007 16:46)
sehatra iray afahana mamerina ireo kintana taloha ity sehatra ity koa misaotra anareo mikarakara , vao izao koa aho vao mampiasa azy ka mbola tsy manana ho lazaina fa faly tokoa fa misaotra
hajaleerinah ( 26/08/2004 13:37)
Mpamoron-kira sady mpihira;eny amin'ny fampisehoana teatraly no tena hahenoana matetika ireo sanganasany. mpanakanto efa ela nietezana IZY
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1846