Hevitra momba an'i Andrian Enzo

Hiverina amin'ny Andrian Enzo Hampiditra hevitra
hery ( 14/11/2022 22:03)
Efa ao. Rehefa misy internet ianao dia tsindrio ilay fanaovana mise à jour.
Andrianenzo221 ( 14/11/2022 20:43)
Hono hoa azafady, manomboka oviana izany ilay Hira no hita ao anatin'ilay Application Tononkira Malagasy?
Andrianenzo221 ( 14/11/2022 20:34)
Misaotra mialoha tompoko oh ????
hery ( 14/11/2022 20:30)
Misaotra :-)
Andrianenzo221 ( 14/11/2022 20:24)
Salama tompoko, Hirako efa navokako tao amin'ny Tambazotra serasera Facebook tao izy io tompoko, Dia maro anefa ny mangtaka Tononkira avy aty amiko satria ilay izy niparitaka be tao
hery ( 14/11/2022 20:18)
Mbola tsy henoko mihitsy ity mpihira ity. Azonao lazalazaina ve?
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7734