Hevitra momba an'i A.M.Z.Z

Hiverina amin'ny A.M.Z.Z Hampiditra hevitra
Johnson Ravelojaona ( 21/11/2002 21:28)
A.M.Z.Z
Antoko Mpihira Zanak'i Ziona

Ny AMZZ dia sampana mpihira ao amin'ny STK FJKM Isoavimasoandro.
Misy mpikambana eo amin'ny 120 eo ho eo.
Ary efa nankalaza ny faha 90taonany.
Ny AMZZ dia Mitory ny filazan-tsara an-kira ary miara miasa amin'ny mpanakanto hafa amin'ny fanatanterahana izany.

Adiresy.: FJKM Isoavimasoandro Fihavaozana

Mpitarika.: Atoa RAMAROSON Andrianiaina
Atoa RAKOTOZANANY Charles
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3094