Hevitra momba an'i AMFM

Hiverina amin'ny AMFM Hampiditra hevitra
Antsakely ( 14/07/2004 07:22)
Adiresy: FLM Tsarahonenana BP 1366 Tanà (101)
Tel: 032 04 197 52
( 26/06/2003 01:19)
Antoko-Mpihira "FEO MIANTSO"
Sampana iray ao @ Fiangonana Loterana Malagasy Tsarahonenana
Mitory ny Filazantsara @ alalan'ny Hira ary miara miasa @ izay mitovy fijery aminy ka tsy mifanohitra @ izany fitoriana ny filazantsara izany.
Ary mandray anjara mavitrika amin' ireo asa fitoriana rehetra , hijoro ho vavolombelon' ny kristy n' aiza n'aiza misy azy araka ny filamatra ao aminy izay manao hoe :
"INTY AHO,IRAHO AHO" Isaia 6:8b
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178