Hevitra momba an'i Amboaram-peo Ny Fahazavana

Hiverina amin'ny Amboaram-peo Ny Fahazavana Hampiditra hevitra
mahnja ( 15/06/2010 08:14)
aiza daol ny mpikambana to tsy mba mitsidika mintsy, tam 2005 zao no nisy nitsidika farany, bye! mba midira ry reto a!
pounie ( 01/08/2005 07:58)
Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ao @ FJKM Ambohibao Antehiroka izy io.Miangaly ny hira Gospel songs sy Negro Spirituals no mahazatra azy.Misy mpikambana oe @ 30 eo ho eo.Niforona t@ taona 1990 ary nankalaza ny faha-10 taonany t@ 2000 teo ka cassette vol 1 no tsangam-baton'izany faha-10 taona izany.Efa misy CD ihany koa nivoaka taty aoriana.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263