Hevitra momba an'i AMAFI Akon' ny fiderana

Hiverina amin'ny AMAFI Akon' ny fiderana Hampiditra hevitra
Ndrina ( 31/08/2004 14:22)
Ny groupe evangelique AMAFI Akon'ny fiderana dia mivelatra amin'ny hira aram-pilazantsara.Efa tamin''ny taona 1992 tany ho any no nijoro ny Groupe . Fa nanomboka ny taona 2003 no nanomboka fantatry ny olona tamin'ny hira "Ndeha hitory " sy "Ry mpiambina ô! ".
hajaleerinah ( 26/08/2004 13:28)
Groupe evangelique
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2123