Hevitra momba an'i Alitara

Hiverina amin'ny Alitara Hampiditra hevitra
tahiana.dafy2015 ( 23/07/2016 10:54)
Efa-dahy ry zareo no mpihira : Tonny, Elvis, Pierre, Njara
Samy avy ao Ambatolampy Antehiroka daholo no fiavian'izy ireo
Niforona tany amin'ny taona 2001 ny tarika, tamin'ny taona 2008 ka hatramin'ny taona 2012 no niato ny tarika, ary niverina tany amin'ny taona 2012-2013 ny tarika ka namoaka ny raki-kira faha-roa mitondra ny lohateny hoe : ''Ritsoka''
Hira maromaro no hita ao anatin'io raki-kira io : Tsara gny Tompo, Tsy hanan-tahotra, Jeso no fidio, Ho ambinina foana,
Eo anilako, Dokoterantsika, Hidera, ary Ritsoka. Raha te hifandray amin'ny tarika ianao dia aza misalasala miantso ny 033 14 229 29 na tsidiho ny pejy Facebook : Alitara Ritsoka
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5634