Hevitra momba an'i Aina Cook

Hiverina amin'ny Aina Cook Hampiditra hevitra
koly kweul ( 03/05/2016 10:24)
efa hatram mbola kely mitsy za tia anazy an, milay eh
Jock ( 27/11/2014 06:51)
Salut !Tsara aby ny hiranao na dia vitsy ihany aza no haiko. Ianao koa tsara tarehy (Ianao manontolo tsara daholo) nefa hoy aho heo " Tsy toy ny fijerin'ny olona ny fijerin'Andriamanitra, satria ny olona mijery izay hitan'ny maso, fa i Jehovah kosa mijery ny fo" I Sam. 16 : 7 ary ny hoe "Mamitaka ny hatsaram-bika, ary zava-poana ny hatsaran-tarehy, fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah no hahazo dera." Ohab. 31 : 30. Mazotoa daholo dia tohizo hatrany ny famoronana ry Aina an ! Za mankafy anao foana
Teei ( 11/05/2009 09:17)
salut! mistery ny fiainana "izy anie izy" je le sens AV
Teei ( 06/05/2009 15:22)
tsara ianao
njabeau ( 16/03/2008 21:29)
izy kosa alou tjrs belle fille foana tohizo fa mlay ry aina cook
a
baregenaina ( 28/12/2007 08:24)
u're song is so nice and you're so hot too,
njabeau ( 16/07/2007 17:06)
izy kosa manja be izy tena mandresy @ resaka hamanjana
njabeau ( 15/06/2007 16:30)
tsara kosa reto ny hiran'i Aina io o izy koa manja be rateo sa ahoana
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1983