Hevitra momba an'i AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)

Hiverina amin'ny AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy) Hampiditra hevitra
onjacub ( 29/04/2009 03:18)
Faly miarahab anareo. MAhafinaritra ahy ny Antsan ny Fahazavan ary za dia n¡mpikambana ao saingy noho ny lahatr dia ts maints niato kely aloh. MAhafinaritr ahy ny hira ary indrindra @zao zay miompana kokoa @classique. Dia manome courage ho anareo foana amin ny fanompoana an Atra e. HOy ny namana ts mahafoy aty an tany lavitr aty Cuba aty e: ONja ihan
dolpika ( 17/08/2006 14:20)
mahafinaritra be ny hiranareo fa mba asio sary maromaro jeren'ny namana e!
liva ( 06/07/2004 13:20)
Ny Antsan'ny fahazavana Itaosy dia faly miarahaba anareo mpijery takelaka tononkira serasera rehetra Eto dia holazaina ambangovangony ny momba ny AFI Ny AFI dia antokom-pihira iray ao amin'ny FJKM ITAOSY ary niforona tamin'ny 1964 ary izy ireo dia nankalaza ny jobily faha 40 taonany tamin'ny 20 jona 2004 ny zava-kinendriny tamin'izany dia ny fanaovana ny fanamiana vaovao ary isaorana an'Andriamanitra fa tanteraka soamantsara io jobily faha 40 taona io ary tratra ihany koa ny zavatra nokendrena . Eto am-pamaranana ny AFI dia maneho fankasitrahana feno ireo izay nanampy azy tamin'izany ary Andriamanitry ny fiadanana anie hombanareo hatrany ary hanonitra izay lany taminareo misaotra tompoko
Raliterahanitriniaina Nirina ( 02/09/2003 22:42)
Ny
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4302