AFA Feon'ny Fampiraisana F8 (Anosibe) F8(Anosibe)
3020
Nampiditra : TBEA
Tamin'ny : 13/05/2022 06:30:23
Mombamomba :
Sary
Lisitry ny hira
Hampiditra hiraHevitra mandeha
hery (16/05/2022 18:06:55)
Iny indray dia rehefa manana internet ianao (mampiasa mega na misy wifi kely) dia tsindrina ilay hoe fampidirana ny hira vaovao iny.
Nohisoa (16/05/2022 08:13:55)
Ary oviana aorian'ny hahatafidirany eto le tononkira vao hita any amin'ny application azafady, satria nampiditra hira aho tamin'ny herinandro lasa ary efa hitako teo amin'ny hira vao tonga nefa mbola tsy hita rehefa manao recherche ao anaty application. Misaotra
hery (13/05/2022 20:53:33)
Rehefa avy mampiditra tononkira ianao dia misy soratra MENAMENA BE hoe tsy miseho avy hatrany ny tononkira fa mbola mandalo mpandrindra.
TBEA (13/05/2022 08:10:16)
fa maninona azafady no tsy mipoitrab ato @ Tononkira ilay hira izay nampidirina?