Hevitra momba an'i Abel Ratsimba

Hiverina amin'ny Abel Ratsimba Hampiditra hevitra
hery ( 23/10/2023 22:02)
Nodimandry ny asabotsy 21 oktobra 2023 teo izy.
zoomega ( 02/07/2013 10:43)
Efa manam-bady ve? sa aok'izao?
trimobe ( 29/11/2003 20:04)
Mpampianatra ahy tany amin'ny EPP Sabotsy Anjiro làlan'i moramanga tamin'ny taona1964 eo ho eo.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4214