Hevitra momba an'i 3 isan-100

Hiverina amin'ny 3 isan-100 Hampiditra hevitra
tahiana.dafy2015 ( 01/05/2017 09:17)
Salama daholo ve ô ! Raha amiko manokana aloha a, dia tiako be daholo ny hiran'ny 3 isan-100 rehetra rehetra misy ilay efa taloha a, dia misy ilay hira vaovao dia aiza no mety ahitàna ny CD sy ny K7 tsy ao amin'ny Super Music ihany, sa mbola mety ahitàna an'ireny CD sy K7-n'i 3 isan-100 eny amin'ny magazay sasantsasany ? Misaotra mialoha ô !
Naly Randria ( 25/11/2001 14:11)
Mpihira: Rija - Andry - Naina - Brown
Album: Ce que j'aime c'est... Madame
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2048