ZAKAY AMINAY (ZIKOT)

Gagagaga iaho tato ho ato izay!
Mahita anao tsy mazava aminay
Ndre magnontany aho tsy mamaly ianao!
Ino mahatonga anao magnano toetra akô izao?

Oie!!

Gagagaga iaho tato ho ato izay
Mahita anao tsy mazava aminay
Ndre magnontany aho tsy mamaly ianao
Ino mahatonga anao magnano toetra akô izao???

Fiv: Zakay aminay
Zakay aminay
Gny rah mah ory anao!
Zakay aminay
Zakay aminay
Gny rah
Gny rah tsy tianao
Gny rah tsy tianao

Miezak avao iaho magnontany anao
Nef'izany akô rah ts regninao!
Ino lôtry gne ratsy nataoko nahavignitry anao?

Oie!!

Miezak avao iaho magnontany anao
Nef'izany akô rah ts regninao
Ino lôtry gne ratsy nataoko nahavignitry anao?

Fiv:....
.....
.....

La misy rah tsy tianao
Agnontanio aminay aty
Tsy magnino
Zakay, zakay e rah tsy tianao!!
Zakay aminay, Zakay!!!!!!!

Fiv:.....
......
.....
.
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/zikot/zakay-aminay-1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZIKOT
Vangy : 853
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0656