Sosoa be rano (ZA SPAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AGNAY ANY ZAY fjbtyjwq ZAGNAHARY
           (Sosoa Be Rano)

1. tononkira.serasera.org Isaky ny mahatsiaro,
Anao aho Zagnahary
De azo azo qjllkvkr ny aigna
Na vary sosoa be rano,
No haniko isan'andro
Dia hoatra vary maigna
Tsa mba mahatsiaro noana
Na inona qvbs fotoana
Fa vokivoky lava
Tena marina izany,
Fa tsa mba sangisangy
Ry Tompoko malala.

Ref:
E!! koa tsara ihany ve
(Tsara ihany e! e!)
Agnareo ety an-tany
(Agnareo ety an-tany)
Zao sy 'zao indray mare
(zao sy zao e! e!)
Hotsinay  mamaly izany,
(ka miaraha anao)
Nofy izay mba ho afa-po
se nahazo valisoa
Tsa mba nahalala aoka

And1
Tambitamby tenimamy
No valiny ahatagny
Ry Tompoko misaotra

And2
Eo indrindra no ilazako,
Im-pito tsy ankiato
Ny saotra feno saotra

2. Sambatrambatra ny foko
Mamatra ny finoako
Nahazo fandresena
Be ny vitako anefa
Ny agnamiko rehetra
Dia tena fahalemena
Soa fa nisy Anao Jesosy,
Sakaiza feno toky
Fa re tsy izay angamba
Saika voa vao hitaraigna hoe!
Ny taigna samy taigna e!
Ka mba omeo anjara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZA SPAFI
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 02/11/2026 10:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03