Ao Izay (wawa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ih ih ihAh ah ah
(Intro)
Ao izay
Ty petit petit
Ah ty (×6)
Ah ty ty ah ty ty
Loso eh loso eh loso eh
Vangoy (×5)
Atova yoh
Eh eh eh eh
Ih ouh
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ah ao izay
Eh eh eh eh
Ih ouh
Ah ty (×10)
Ouh ouh ouh
Ty ty ty
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ah ao izay
Eh eh eh eh
Ih ouh
Ah ty (×6)
Ah ty ty ah ty ty
Ah ty ty ah ty ty
Aty aty avia
(Feon-kira kely)
Sahirana ny aty
Miala ambohitry ny ary
Mampitsempoky ny aty
Kofon'ny jirany eh
Alofo
Eka havako oh (eh wa)
Efa ela izay eh (eh wa)
Tsy nifankahitana ah (eh wa)
Nifanojo antsika androany (eh wa)
Isaorana Zanahary eh (eh wa)
Jialy jiaby jiaby jiaby
Be raha any
Amaray koa mandinika azy
Eh eh
Niagny ty tsisy midodo (eh wa)
Tsisy midodo (eh wa)
Tsisy olo-mandry eh (eh wa)
Tsisy midodo ao izay
Ao izay
Ao izay
Ao ao ao izay
Azovy koa?
Azovy koa ty eh?
Azovy koa azovy koa
Azovy koa ty eh?
(Feon-kira kely)
Aza mitanisa ianao koa tsy tany
Koa ny an-dafy mila passeport anh
Sakafon'ny mpampihira ankilanay (hoaniko oh)
Hanimasaka an'ny mpampihira ankilako oh (hoaniko oh)
Izaho kony tsy hideha
Zegny namboly voky
Misy ny sasany tsy mamboly nefa izy voky
"Mety misy la famille andalitra izy eh"
"Hainao"
"Izy iny tsy mody eh"
Izahay aty kony tsy magnino
(La famille-nay an-dafy eh)
Izahay anie aty tsisy pasy
(La famille-nay an-dafy)
Koa mikadikadala zahay tsy ahoanay
Anao koa mikadikadala zahay tsy ahoako
Tsy jerenay tsy ahoanay coco anay ty bazarinay anh
"Ampodiana leka ty"
Tsy jerenay tsy ahoanay ty bageda ty bazarinay ih
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ah ao izay
Eh eh eh eh
Ih ouh
Ah ty (×5)
Ty (×5)
Ty (×4)
Riata ah (riata ah)
"Ah zalahy
Raha voa vovoka koa ny faladihany
Ay moa"
Folaka raha ty folaka zay
Folaka raha ty folaka zay
Folapolaka eh
Agnao ma azovy eh?
Agnao ma azovy koa?
Agnao ma azovy ?
Anh
Zio izaho vao mahay
Riata
Ataova anabo oh
Ataova anabo eh
Helakelake tanana ah
Helakelake tananay
Tagna ioh tagna ioh tagna ioh
Manigno igno
Ahia baly allô baly allô baly allô
Baly eh baly eh eh
Ampodiko ndreky raha iny eh
Paré
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ih ih
Ah ah ah
Allô
Ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ih ah
Eh eh eh eh
"Ahia anao Jacques Esley"
Hoano zandry
Hoano zandry
Toaka amieza anambara aro
La vie à la muerte misoma aro
Nampisoma antsika jusqu'à zio
Fahaizako Wawa anaran-tsaiky
Fahaizako Wawa ampamory zay saiky eh
Andeso mbila ty karaha sakay
Azovy olo mbola tsy mahay
Eh eh eh
Ataova anatiny
Ao izay
Akory kay
Loso eh loso eh
Ih ouh
(Folaka)
Azovy koa araiky ty? (Anh)
Boka ahia koa tsaiky ty? (Anh)
Azovy koa araiky ty? (Anh)
Boka ahia koa tsaiky ty? (Anh)
Zaho boka Nosy Be
Zaho boka Antsiranana
Zaho boka patapata
Zaho boka Majunga
Zaho boka Tamatave
Zaho boka Tananarivo
Zaho boka Fianarantsoa
Zaho boka Tuléar
Izaho boka an-dafy eh
Ah tsah tsah
Hum ah tsah tsah
Ouh ouh ouh
Hey mamango soma
Ao izay (×4)
Ao ao ao ao ao izay
Oh tsy jerenay tsy ahoanay (tsy ahoanay)
(Feon-kira kely)
Igna mampivavaka agnao? (Eh wa)
Izy kila tsika ankilanao (eh wa)
Sokafa tsara be masonao izy koa tsy polinao zohany ny mody (eh wa)
Igno mbola tadiavinao (Eh wa)
Zaka tadiavinao? (Eh wa)
Karazan-draha machiro jiaby ambon'ny tany ty mivantana ankilanao (eh wa)
Igno koa mbola ilainao (Eh wa)
Somao aro izy koa mbola velona oh
"Ambila moa laholo eh"
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ih ih
Ah ah ah
Ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ih ah
Ih ih ah ih ih ah
Ih ah ih ah ao izay
Eh eh eh eh
Ao izay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : wawaVangy : 63
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 06/04/2025 20:57