Diso Ady Resy (VY MAMAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tia mi fuck fuck ‘lah bandy eeeh
‘Zay ndray aloha tsy fake fake fa real yaaaaah
COUPLET I
Lohany fotsiny, tsy miditra raha vao milatsaka
Itony mozika mahavita mandatsaka varatra
Efa high level ozy ny boto, eto ambony drill ndray koa ny bado
Tsy nanaiky ry vy, ry mamay , ry mandoro
Diso ady resy, roso raha lasa tsy miandry départ
Mpangalatety
Tranompody no vita aminy vava, dia zaza no vita amin’ny V
Ny alika tsy hanaikitra mivovoa
Ra osa amin’ny ketrika
Avadio vola ny tanjaka
Tsy atao haingotsatroka na fasiana make up
Tsy mahavita iray volana ny selfies ry mec ah
Diso ilay ady iny elah kôpy
Mody tsy miady elah nefa vô bôty
Mody m-peace satria tsisy apôka
Eto elah kôpy
Afaka apetraka ihany koa ilay Ego
Tsy voatery ho vonoina koa ilay ambo oh
Afaka Rango tarehy fa tsy hoe tsy maintsy vilain
Diso ady resy avia ‘lah/ Omen any tety
Tsy mendrika ny ho aty ‘lah
Tompon’ny Game amin’ny inona ah?
Tsy mitovy ry Papi, ny eto sy ny any amin’ny Be kitana ra raikitra ny gidra no kata
Akitsatoka amin’ny katana (na)reo aza mangetotra eo ambony loatra
Dia hoe arahana amin’ny phone efa full ops
Ny any am- paosy anefa dinja miforiporitra
Ambony scène tsy sasatra m pull up
Dia hoe king size avy izay mivoaka nefa rehefa raikitra ny dona XXS
Diso Ady Resy diso ady resy
Maka tahaka ny revy kapitalista
Ilaozana misisika amin’ny marika tsy takatra
Mivarotra fanahy satria ilay V efa mibanaka
Ref:
(VY) Make up, Gucci, Prada, Fendi kay, Xiaoni, Fujitsi, Kzunda, Novelas
Diso Ady Resy
Maka tahaka ny revy kapitalista
Dia hoe king size, avy izay mivoaka
Nefa refa raikitra ny dona XXS
(ALFARO) Aza tia mfuck fuck lah bandy eh
Tandremo ny lohanlah boda eo
Matoa zay mamikiviky bandy eh
Zay ndray aloha tsy fake fake fa real yaaaah

COUPLET II
Tsy akist no bonne
Fa juste mametraka hoe mbola eto Dago ny trône
Aza drôle fa tsy mitovy
Raha mbola foza aloha no takatra fa tsy escorte
Ny Laverta no marina
mikôtleta aloha managana fa ‘zay tsy hiparaceta hoe racing king mpanao course sauvage
Lafo hatramin’ny lovan’I ra bôfy oh mbo sanina ah
Fa raha mi-assume eh
Halaivo ilay depart norme
Tsy akist no bonne fa juste mametraka hoe mbola eto Dago ny trône
Tsy mbola tonga any Dubai, tsy manana gun, ilay dégaine fil, aza fitahana ny olona
A ry man sao mnmn
‘nareo aza mangetotra eo ambony loatra
Dia hoa arahana amin’ny phone efa full ops
Ambony fiainana tsy sasatra mpull up
Dia hoe King Size avy izay mivoaka nefa rehefa raikitra ny dona XXS
Diso Ady Resy, diso ady resy
Makatahaka ny revy kapitalista
Ilaozana misisika amin’ny marques tsy takatra
Mivarotra fanahy satria ilay V efa mibanaka
Ref:
Make up, Gucci, Prada, Fendi kay, Xiaoni, Fujitsi, Kzunda, Novelas
Diso Ady Resy
Maka tahaka ny revy kapitalista
Dia hoe king size, avy izay mivoaka
Nefa refa raikitra ny dona XXS
Make up, Gucci, Prada, Fendi kay, Xiaoni, Fujitsi, Kzunda, Novelas
Diso Ady Resy
Maka tahaka ny revy kapitalista
Dia hoe king size, avy izay mivoaka
Nefa refa raikitra ny dona XXS
(ALFARO) Aza tia mfuck fuck lah bandy eh
Tandremo ny lohanlah boda eo
Matoa zay mamikiviky bandy eh
Zay ndray aloha tsy fake fake fa real yaaaah

VY MAMAY – DISO ADY RESY X ALFARO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VY MAMAY
Vangy : 437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kiala.andria
Daty : 08/02/2023 15:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943