Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao ihany (Vitrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO IHANY
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha lddpq vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry fouriui
Na izaho koa moa aza
efa tononkira.serasera.org xdwy mba sasa-miandry
Ref:Raha toa mba mety ianao...
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha lddpq vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry fouriui
Na izaho koa moa aza
efa tononkira.serasera.org xdwy mba sasa-miandry
Ref:Raha toa mba mety ianao...
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VitranaHits : 418
Likes : 0 Like
Created by : Yanjaharivony
Date : 13/12/2024 00:21
