Bébé M'a Tué (Vezoo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ieeh na ieeh eeh
Ieeh na ieeh ehh
Tsy haiko na diso zaho ( yeh yeh)
nomeako anao le clé
nampindramy nao olo hafa
tafalatsaky iha horara (hum) horara
tsy nandinisako ela
taloha iha malala (hum) malala
henany zao malailay

Ref:
Bébé m'a tué (×4)
ieeh na ieeh ieeh
mana anao zaho mana
ieeh na ieeh ieeh
Mana anao zaho manana manana mana (×2)

Fahainao fa diso zaho
ampolio la clé
tsy anjara nao mandova
nofinofiko matotse
fa iha misary zaza
faniriako miarake
fa iha mihisahisa

Ref:
Bébé m'a tué (×4)
ieeh na ieeh ieeh
mana anao zaho mana
ieeh na ieeh ieeh
mana anao zaho manana manana mana (×2)

Bébé m'a tué (×8)
ieeh na ieeh ieeh
mana anao zaho mana
ieeh na ieeh ieeh
mana anao zaho manana manana mana

nofinofiko matotse
fa iha misary zaza
faniriako miarake
fa iha mihisahisa




@Requin.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vezoo
Vangy : 904
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : evelrakotoarinosy
Daty : 08/04/2022 16:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935