Hevitra momba ny Eo ambany elatrao
Hiverina amin'ny Eo ambany elatrao Hampiditra hevitra
hery (
1 andro lasa)
Tsy misy tononkira miandry intsony ao fa efa publié eto amin'ny site daholo.
Jereo ao amin'ny lisitry ny hira rehetra -> Nampidiriko
Dia hitanao ao ny lisitry ny hira rehetra nampidirinao.

sarobidy (
2 andro lasa)
hery> salama tompoko. Apetrako eto koa sao eto no ahitanao azy.
Misy tononkira 3 na 4 teo nampidiriko ny Alakamisy 9 Aprily 2026 lasa teo misy olana ve mahatonga azy ireo tsy mbola tazana tompoko ? Satria ny nampidiriko 10 Aprily no toa efa nahazo fankatoavana daholo fa ny 9 tsy mbola.
Misaotra indrindra tompoko

27/02/2024 19:52)
sarobidy> Apetrako eto ito mba ho hitanao.
Rehefa manitsy dia tonga dia azonao ahitsy ilay tononkira.
Ilay toerana menamena hametrahanao fotsiny ny zavatra nahitsinao mba ho hitanay.
Manjary manao asa double isika.
Misaotra.