Tany manga kely 0.3 (VERCORS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany Miodina 0.3 Lyrics
T@ 6h tao anaty "tunel" nitsatoka ny "Opinel"
Ny akaman'ialahy mi-taper R.I.P sy Amen
CV sy LM zato tsisy apell tsisy Mail
Ny Pi dem mila atelina tsisy rano tsy misy nem
Ny olana misavovona oxddsrvt ao ambovo
Eo @ vovoka aho no midoboka ra tsy ampy angovo
Zavona matevina mbola tsy haiko izay hiafarako
Dia tsy maintsy manao ratsy aho raha hitazona ny hafanako
Kiraro faosika hidiran'ny rano tao ambany "semelle"
Ny akanjo VERK vasoka,tsy hanao bisous ny "femelle"
Fahatsorana hararaotina no nampiova anay mahasosotra
Taloha aho tiany amzao matofoka rehefa tsisy hatolotra
Mora miova ny toetra rehefa miova ny seza
Saingy izay nanevateva teto angaha moa nisy nateza
Miova ny laharapamehana
Sy ireo lalana faleha, tsy tao antsaiko intsony ny tarehany
Tsara ny "Dinero" fa raha trop mandrava dina
Nefa ozy Manjatina hoe raha tsy ireny tsy manambady
Zoky be "cinquaintenaire" no namaky "hymen"
Ialahy variana m-posta tononkira.serasera.org diplaoma anaty e-mail
Ise ilay 'love' be no nahavoan'AVC
Nahita an'ny vadin'ise mamafa MP tao anaty WC
Ny iray tanàna tе ho sipan'Marimar
Aveo le zaza nandaingàna kay tonton sipan Mama
Refrain:
Ory tany mangakеly aza miodina mafy fa tsy arako intsony
Ory tany mangakely aza hoentinao mafy aho fa tsy arako intsony
Tsy hanova famindra hanarak'ireo dian'ondry, Te ho diamondra!
Ny atao ny atao na manonja, raha hisy hiasa-loha , asa aloha f'arabaina uxjfx aho raha tonga!
Folo mikaoty, 1 tena tia, ny ambiny te hilely
Fa tsy hoe hiaraka hiantsena, hifanatitra sy hitsena
3 natao mariazy, 2 natao "forcé"
1 tsy bevohoka, tsy nalefa fa nafafy t@ tarehy
Tsisy tafavoaka akoatran'ireo nampidera ambany foitra
Enao n-flop nefa nibôsy sady nzgyj nide

--------
Rohy: