Namany (Vazo Lee)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay
Ny tsy handinika ny hakantony
Te hiala
Fa mihazona ahy ny masony
Ela nikaroka hatsarana
Vizana, kivy fa Ny eo ihany
Hiray sy hitovy ny adalana, hamelona ny fanahy

Ny ratrako sitraniny ny hafanany
Hoentiny miodina ambony ambany
Izy no hany fanantenana
Hamerina ny sira ho siramamy

Manofy cbgz tsy ho namanao (Choeur)
Hihazona ny tananao
Hiraikitra amin'ny fiainanao
Hihazona ny tananao aho

Chorus : Mankafy mankafy mankafy ny antony   X2
     tononkira.serasera.org         Dia fitia dia fitia dia fitia ny fanafodiny

Tsikitsikinao io no milay
Izay bandy mahita may
Mampihaiky izay mitodika "kay!"
Hany nofinofy ihany ny ahy
Raha mitodika aty ny fanahiny
Ho tampoka tsy hita ny alina
Izay marary amiko sitraniny
Fitiavako natory tafariny
Avelao izay niserana
Sao ho reraky ny nenina
Fo saina no maratra
Ho anjara ny manaraka
Ory hafanana aho
Manantena anao
Toa hafahafa aho
Ianao no antony ao

Namanamany ihany
Izay rehetra tamy
Tsy mahay manary
Izay tonga hono dia tara
Masonao no xftcbop enzlx mihazona azy
Miraikitra amin'ny fanahiny
Ny sainy mivazivazy
Hiaotra ny ho namany

Te ho one hundred mignonne  X8

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vazo Lee
Visites : 123
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iAiNAjESSiE
Date : 02/08/2026 21:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316