You are here: home > Tononkira > Tyari

One Gyal (Tyari)

    ONE GYAL  (Tyari feat Haingo)

ssh yeah!! One Gyal,  
(( Lay fitia zay natolotro ho anao mandrakizay
Tsisy lainga,tsisy fitaka, tsy asina ahiahy
Fa fitiavana madio no indro atolotro ho anao
Ka de raiso ity fo fa mitalao...an an an an..na na na na na na.. )) 2×

Fitiavanao my baby tiko hitoetra eto ankilako a!
Amborahako ny ao am-po sy izay efa vôsoratro a!
Satria tiko enao mba ho anah,izarako ny fitiavana!
Mandoro tsy zakan'foko,efa hitapy zà Nigga!

Fantatrao ve malala, n'saiko mitorina mila ho adala!
Maro be le akama manala,odina m'tapy,zà ko tsy te ahalala
Satria..zà vôvala! ny ato am-poko..tsy te hiala
Fa hitotra ho mandramaty ny foko, @nao One Gyal a!

(( Lay fitia zay natolotro ho anao mandrakizay
Tsisy lainga,tsisy fitaka, tsy asina ahiahy
Fa fitiavana madio indTsiky dia ampyro atolotro ho anao
Ka de raiso ity fo fa mitalao...an an an an..na na na na na na.. )) 2×

((anh!! )) Ny ato am-poko è! enao no malalan'foko è!
Mandrakizay enao tsy ho soloiko è!
Misy anao ny tany de miova loko.
Ngamba tsy ho adisoko,raha toa ka enao no mpanjakan'ny foko.
Omeko haja de ho kolikoloiko, tambatambaziko ho safosafoiko.

@zay de ho fohiko! ho anao daholo ny ato anaty.
Ho zaraiko ny tsiambarateloko,satria efa tsy tanty.
Ka anio ah mba miangavy è! mba zarao lay fitia fa hitapy è!
F'enao de ho tokako ato am-poko, tsy adinoko ho mandramaty è!

(( Lay fitia zay natolotro ho anao mandrakizay
Tsisy lainga,tsisy fitaka, tsy asina ahiahy
Fa fitiavana madio indro atolotro ho anao
Ka de raiso ity fo fa mitalao...an an an an..na na na na na na.. )) 2×

ssh yeah!!  enao le One Gyal
Tyari.. ho anao

Hevitra mandeha

Meek (12/04/2017 18:39:49)

Makafiza

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tyari
Mpamaky : 595
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Meek
Tamin'ny : 12/04/2017 18:39:02
ID : 9352

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo