Diso Aho ( Feat Pit Léo ) (TSK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nisy tsy nety nataoko
Miangavy , avelao
(Ifonako @nao izany ooh)
Yeah, Tiako enao matoa
Mandefitra aho ho soa
Natsapa fa diso ,enao no marina
Yeah, Ilay mpanjaka vavin' ny foko
Ka ho hajaiko tsy hiova loko
Nataoko avo indrindra ianao
Yeah,Nianjera ianao dia za no narary
Ka tsy havelako ijaly
Diso aho,nenina aho

Ekeko hoe tsy nety iny
Ka aza tsaraina @zany aho
Diso aho ka mamela ahy ianao
Diso aho Girl
Ekeko ts nety mihitsy
Reny nataoko anao
Diso aho ka mamela ahy ianao
Diso Girl

Haiko we diso aho
Lazaiko anao
F'efa tsapa ireo tsy nety natao
Ka mba henoy izaho,henoy aho my girl
Eto antany tsisy izany hoe lafatra
Izaho olona ihany
Ka mba miangavy aho,
Raha azo atao,
Hoe izaho sy ianao hiaraka ihany..

Ekeko hoe tsy nety iny
Ka aza tsaraina @zany aho
Diso aho ka mamela ahy ianao
Diso aho Girl
Ekeko ts nety mihitsy
Reny nataoko anao
Diso aho ka mamela ahy ianao
Diso Girl

Raha ny foko aloa tsy hamitaka anao izany
Na hoe nisy nety nataoko nankarary anao
Adinoy iny fa izaho efa niova girl
Ny ampitso sy @ ho avy aloa baby tsy hisy
Fijaliana hoavy aminao izany mihitsy
Hanaja anao izaho,matokia

Ekeko hoe tsy nety iny
Ka aza tsaraina @zany aho
Diso aho ka mamela ahy ianao
Diso aho Girl
Ekeko ts nety mihitsy
Reny nataoko anao
Diso aho ka mamela ahy ianao
Diso Girl

E-mail : donsdonito@gmail.com
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TSK
Vangy : 769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : don20
Daty : 09/11/2020 14:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1526